Entry | 1 ajadona |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao mijadona, atsatoka; terena hatao ka tsy azo valiana |
Explanations in French |
4 [1.3#289] à planter, à ficher figuré: à exiger avec empire |
Examples |
5 [2.996#] Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala etý |
Root | 6 jadona |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |