|
|
|
|

Entry1  akanjo ba
Elementary words  2  akanjo, ba
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] akanjo vita amin' ny ba
Explanations in English  5  [1.7] a knitted garment, esp. a sweater
Explanations in French  6  [1.8] vêtement tricoté, spéc. un pull-over
Examples  7  Namidy akanjoba ho azy 4 mianaka [2.59#]
8  Ary tatý aoriana manao ba lava sy kiraro ary manao betaly na lambotapaka manodidina ny valahana manarona hatreo ambany fe, dia manao akanjo mifanerana amin' ny tena na akanjoba mampiseho bika. [1.437#]
Vocabulary  9  Economy: clothing

Updated on 2023/01/16