Entry | 1 akanjo |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
8 Economy: clothing |
Explanations in Malagasy |
9 Anarana itambaran' ny fitafiana voazaitra entina hanafy ny vatana, mba ho takon-kenatra aloha voalohany indrindra sy hiaro amin' ny hatsiaka, ary tatỳ aoriana mba ho endri-javatra mahafinaritra koa: Nentiny nanaovana maso vao tamin' ny Krismasy ilay akanjony vao nozairina [1.1] |
Explanations in English |
10 a coat, outer garment, dress. [Swa. ka'nza, or Fr. canezon.] [1.2] 11 clothing; a dress; a shirt [1.7] |
Explanations in French |
12 nom générique des habits, de l'habillement, du costume [1.3#14] 13 vêtement ; une robe, une chemise [1.8] 14 habit, vêtement [Vezo] [1.68] |
Examples |
15 Ny akanjo mafana mbola tsy nananana. [2.356#] 16 Veloma ry akanjo, veloma ry baolina! [2.117#] 17 Manjaitra akanjo hanaovako amin'ny fety íneny. [2.332#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 44 Proverbs containing the word akanjo |
Anagrams | 45 akanjo, onjaka |
Updated on 2023/06/12 |