Entry | akanjobe | ||
Elementary words | akanjo ; be | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | [Taifasy] Akanjon-dehilahy vita amin'ny rafia na ahirefo [1.78] | ||
[Betsimisaraka] Akanjo jiafotsy fitondran'ny lehilahy [1.78] | |||
[ akanjo be ] Akanjo lava matevina mahafana [1.1] | |||
Explanations in English | [ akanjo be ] An overcoat. [1.2] | ||
Explanations in French | Un pardessus [1.3] | ||
Examples | Efa ho indray mahamasa-bary mahery vao tafaverina Raboto nikononkonona sy nanano sarotra tamin' ny akanjobeny.
[2.471] | ||
Vocabulary | Economy: clothing | ||
Morphology |
| ||
Updated on 2023/06/12 |