|
|
|
|

Entry1  akasika
Root  2  kasika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsiny nonakasiny an' ilay marary dia sitrana ilay io
5  Atao mikasika: Akasiho eo ange ny tananao raha tsy mangorintsina [1.1]
Examples  6  hay izany toaka izany raha akasika vava sisan-tsakay, tsy fanome na rafilahy aza! [2.4#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  akasika, akisaka

Updated on 2023/01/19