|
|
|
|

Entry1  akasika
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsiny nonakasiny an' ilay marary dia sitrana ilay io
Atao mikasika: Akasiho eo ange ny tananao raha tsy mangorintsina
Examples  4  [2.4#] hay izany toaka izany raha akasika vava sisan-tsakay, tsy fanome na rafilahy aza!
Root  5  kasika
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  akasika, akisaka

Updated on 2025/01/21