Entry | 1 aketraka |
Root | 2 ketraka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao miketraka, migedragedra: Aketraho ny kofehy fa henjan-doatra [1.1] |
Explanations in English |
5 to be slackened, to be loosened [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on détend , qu'on relâche; (fig) qu'on décourage [1.8] |
Examples |
7 azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka. [2.296#] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 aketraka, karatake, Raketaka |
Updated on 2023/01/19 |