Entry | 1 ketraka |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Tsy henjana, migedragedra: Henjano ity tady itỳ fa ketraka loatra 9 Tony: Tsy tsara ny manatona azy fa tsy mbola ketraka ny hatezerany 10 Kivy, rera-po: Na tsy afa-panadinana aza izy tsy ketraka [1.1] |
Explanations in English |
11 weak, faint; loose, slack (of a rope) [1.7] |
Explanations in French |
12 détendu, relâché [1.3, 1.8] 13 flasque; calme, apaisé, tombé [1.3] 14 faible, défaillant [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word ketraka |
Anagrams | 17 katrake, ketraka |
Updated on 2023/03/08 |