Entry | 1 manaketraka |
Root | 2 ketraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao izay tsy hahahenjana; managedragedra: Iza no nanaketraka itỳ kofehy itỳ toy izao? Mampitony, manalefaka: Manaketraka ny hozatra itỳ fanafody itỳ Mandreraka: Nanaketraka azy ny raharaha betsaka nataony Mahakivy, maharera-po, mampiraviravy tanana: Aoka tsy hanaketraka anao ny tsy fahombiazana |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |