Entry | 1 ketraketraka |
Root | 2 ketraka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.3] duplicatif fréquentatif |
Examples |
6 Ka noho izany fahalozan' ny Andriana izany, dia nandry andriran' antsy ny vahoaka Imerina sy ny vazimba ka ketraketraka tsy nahasa loatra intsony nahita ity fiovan' ny fitondrana efa tena niharatsy. [1.436#] 7 Noho izany, ketraketraka sahady izy ireo ny amin' ny hahazoana mamonjy an-dRamarovolana fa toa fitondrana avy any Ambony no mahatonga izao ka toa hambinina ny fikelezan' aina izay hatao hamonjena azy. [2.587#] |
Derivatives |
|
Updated on 2025/01/21 |