|
|
|
|

Entry1  ketraketraka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [1.3] duplicatif fréquentatif
Examples  5  [1.436#] Ka noho izany fahalozan' ny Andriana izany, dia nandry andriran' antsy ny vahoaka Imerina sy ny vazimba ka ketraketraka tsy nahasa loatra intsony nahita ity fiovan' ny fitondrana efa tena niharatsy.
6  [2.587#] Noho izany, ketraketraka sahady izy ireo ny amin' ny hahazoana mamonjy an-dRamarovolana fa toa fitondrana avy any Ambony no mahatonga izao ka toa hambinina ny fikelezan' aina izay hatao hamonjena azy.
Root  7  ketraka
Derivatives 
8  Names :

Updated on 2025/01/21