Entry | 1 miketraka |
Root | 2 ketraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy mihenjana, migedragedra: Aza atao miketraka ny kofehy Mitsotsotra, mihalefaka: Raha tsy natory aho, tsy niketraka ny hozatro Mihakamo: Asa fa niketraka tamin' ny fianarana ny zanakao tato ho ato Kivy, rera-po: Aza mora miketraka fa lehilahy |
Explanations in English |
5 [1.7] to be loose |
Explanations in French |
6 [1.8] être détendu; se décourager |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word miketraka |
Anagrams | 12 maketrika, miketraka |
Updated on 2023/01/20 |