Entry (1/3) | 1 akisa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra |
Synonyms | 4 kisa |
Analogs | 5 tonony, vaniny, antsongony, antsontsany, antendrivary |
Entry (2/3) | 6 akisa |
Part of speech | 7 adjective |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy |
Explanations in English |
9 [1.2] affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. |
Explanations in French |
10 [1.3] plaisant, agréable, bonasse, jovial |
Derivatives |
|
Analogs | 12 mahatsikaiky, hatsikana, arira, satriatria, mariadriaka |
Entry (3/3) | 13 Akisa |
Part of speech | 14 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
15 [2.996] Achish |
Explanations in French |
16 [2.996] Akish |
Vocabulary |
17 Holy Scriptures |
Synonyms | 18 akisy, akisy, akisy |
Biblical quotes | 19 Chapters and verses mentioning Akisa |
Anagrams | 20 akasi, akasy, akisa, asaik, asiak, asika, ikasa, isaka, kasai, kasay, kasia, saika, sakai, Sakay, sakay, sakia, siaka |
Updated on 2020/07/31 |