Entry | 1 akivilivily |
Root | 2 kivilivily |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ahetsika mankatsy sy mankaroa, akipilipily: Akivilivilio ny tananao dia hafana ianao 5 Ahodinkodina: Nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato [1.1] |
Explanations in English |
6 to be swung back and forth [1.7] |
Explanations in French |
7 à faire balancer, à faire osciller, qu’on fait tourner [1.3] 8 qu'on balance, qu'on fait osciller [1.8] |
Examples |
9 nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato (Il a fait tourner la fronde et la pierre a atteint le boeuf) [1.3] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/19 |