|
|
|
|

Entry1  akivilivily
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ahetsika mankatsy sy mankaroa, akipilipily: Akivilivilio ny tananao dia hafana ianao
Ahodinkodina: Nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato
Explanations in English  4  [1.7] to be swung back and forth
Explanations in French  5  [1.3] à faire balancer, à faire osciller, qu’on fait tourner
6  [1.8] qu'on balance, qu'on fait osciller
Examples  7  [1.3] nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato (Il a fait tourner la fronde et la pierre a atteint le boeuf)
Root  8  kivilivily
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2024/12/11