Entry | 1 akobaka |
Root | 2 kobaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina manakobaka, manetsiketsika ny rano: Hazo lavalava no nakobany ny rano tao anaty barika 5 Hetsiketsehina, sasana (ao anaty rano): Nakobany tao anaty rano ny tongony fa feno fotaka [1.1] |
Explanations in English |
6 to be agitated (of water) [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on agite [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 akobaka, kaboaka |
Updated on 2023/01/19 |