|
|
|
|

Entry1  akohovavy
Elementary words  2  akoho, vavy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny vavy amin' ny akoho.
Explanations in English  5  [1.7] a hen
Explanations in French  6  [1.8] poule
7  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [akôho vavy] poule
Examples  8  Dia nasiany akohovavy iray teo afovoany. [2.298#17]
9  Hoy kosa ny akoholahy tamin' ny akohovavy : "Raha tsy hianao, dia lany ritran' ny lava-hoho ny zanako" [2.69#242]
10  Jereo ny biby, hoy indray izy, fa ny akoholahy no tsara volo noho ny akohovavy : ny vorondahy miraratra amin' ny lokony mahavariana, ary ny lambolahy dia voaravaky ny vombony mahafinaritra. [2.5#63]
Vocabulary  11  Zoology: birds
12  Economy: breeding, farming
Compound words 
Illustrations 
14 

Anagrams  15  akohovavy, hovaviako, voahivoka

Updated on 2023/08/11