|
|
|
|

Entry1  akopaka
Root  2  kopaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Hetsiketsehina: Akopahy ny tsihy fa be vovoka
5  Ahofahofa: Akopaky ny rivotra ny sain eny an-tampon' i Manjakamiadana
6  Asaina mihodina: Akopaky ny rivotra ny varavarana [1.1]
Explanations in English  7  to be flapped, as wings; to be waved [1.7]
Explanations in French  8  qu'on agite, qu'on secoue (comme les ailes d'un oiseau ou comme un mouchoir) [1.8]
Examples  9  hoy Raozy, nefa nakopany ihany ilay lamba. [2.499]
10  akopaka sy faohina izy daholo; [2.48]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Anagrams  15  akapako, akapoka, akopaka, kapaoka, kapoaka

Updated on 2023/01/19