Entry | 1 kopaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fihefahefan' ny zavatra; fanetsiketsehan' ny vorona ny elany rehefa manidina; fivoha sy fihidin' ny varavarana; fihetsiketsiky ny ravina tsofin' ny rivotra; lafiny mihodina amin' ny varavarana: Misy kopa-droa ny varavaranay |
Explanations in English |
4 [1.7] a flapping |
Explanations in French |
5 [1.8] action de s'agiter comme les ailes d'un oiseau |
Examples |
6 Avy eo izy vao nanao ilay iray, izay toa kopaka sy zara fa vita fotsiny no nanaovany azy. [2.472#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 19 akapok, akopak, kapoka, kapôka, kopaka |
Updated on 2025/02/05 |