Entry | 1 mikopaka |
Root | 2 kopaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihetsiketsika tsofin' ny rivotra: Mikopaka ny saina 5 Manetsiketsika ny elany (vorona): Mikopaka elatra ny vorona rehefa manidina 6 Misy kopaka: Tokony ho natao mikopa-droa ity varavarana ity fa lehibe loatra [1.1] |
Explanations in English |
7 to flap the wings; to wave something; to flap [1.7] |
Explanations in French |
8 agiter les ailes; agiter un mouchoir; s'agiter comme les battants d'une persienne [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mikopaka |
Anagrams | 14 mikapoka, mikopaka, mpikaoka |
Updated on 2023/01/20 |