Entry | 1 fikopahana |
Root | 2 kopaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra: Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina! Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina: Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe |
Explanations in English |
5 [1.2] A fan |
Explanations in French |
6 [1.3#169] Eventail, ventilateur |
Examples |
7 ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena. [2.285#] |
Synonyms | 8 fikopaka |
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |