|
|
|
|

Entry1  fikopahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra: Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina!
Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina: Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe
Explanations in English  4  [1.2] A fan
Explanations in French  5  [1.3#169] Eventail, ventilateur
Examples  6  [2.285#] ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena.
Root  7  kopaka
Synonyms  8  fikopaka

Anagrams  9  fikapohana, fikopahana

Updated on 2025/01/21