Entry | kopahina (kopaka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Roahina amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky:
Kopahy ny lalitra fa manorisory Asiana na omena rivotra amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny marary fa sempotra / Kopahina ny afo raha tiana hirehitra Hofokofohina: Kopahin' ny akoho ny laoenona ka manditsoka Antsoina amin' ny fanofahofana (lamba); hofana: Kopahy lamba izy hanatona atỳ [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | kapohina, kopahina |
Updated on 2023/01/05 |