Entry | 1 akorany |
Root | 2 akora |
Part of speech | 3 noun akora and pronoun |
Explanations in Malagasy |
4 fonon' ny atody, izay mitovy toetra amin' ny sokay, feno loadoaka madinika izay idiran' ny rivotra niainan' ilay zana-borona fony tao anaty atody; ny akora dia mivoatra avy amin' ny ranon-tsokay marihidrihitra mipoitra avy amin' ny faramparan' ny fantsona ivoahan' ny atody fa rehefa tafavoaka ka tratran' ny rivotra io ranon-tsokay io vao mihamafy tonga akora [1.1] 5 zavatra tsy voahodina [1.13] |
Explanations in English |
6 a shell; a shell-fish 7 an emptied cocoon 8 a bamboo which is to be made into a musical instrument, the sound of which somewhat resembles that of a guitar; the strings are formed by separating strips from the body of the bamboo, leaving them attached at each end; these strings are tuned by moveable bridges. See valiha 9 also a name for bullion [1.2] |
Explanations in French |
10 la coque d'une chose [1.3] 11 brut [1.13] |
Vocabulary |
12 Zoology: invertebrates |
Anagrams | 13 akarony, akorain, akorany, akorian, anariko, anikora, anirako, ankiroa, arakony, araniko, ikorana, karonay, kiranao, koriana, nakorai, nakoria, naorika, naraiko, nariako, niraoka, niroaka, okarina, raikona, rianako |
Updated on 2020/07/31 |