Entry (1/2) | 1 ala fady |
Elementary words | 2 ala, fady |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina |
Explanations in English |
5 [1.2] [Provincial]
A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground |
Explanations in French |
6 [1.196] (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux. |
Vocabulary |
7 Botany |
Entry (2/2) | 8 ala fady |
Elementary words | 9 ala, fady |
Part of speech | 10 locution |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana |
Explanations in English |
12 [1.2] A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana. |
Examples |
13 Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "alafady" ariary no natao tamy ny io. [2.59#] |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |