|
|
|
|

Entry (1/2)1  ala fady
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina
Explanations in English  4  [1.2] [Provincial] A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground
Explanations in French  5  [1.196] (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux.
Vocabulary  6  Botany
Elementary words  7  ala, fady

Entry (2/2)8  ala fady
Part of speech  9  locution
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana
Explanations in English  11  [1.2] A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana.
Examples  12  [2.59#] Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "alafady" ariary no natao tamy ny io.
Elementary words  13  ala, fady

Anagrams  14  ala fady, faladia, fiadala

Updated on 2025/02/02