|
|
|
|

Entry (1/2)1  ala kaforo
Elementary words  2  ala, kaforo
Part of speech  3  locution
Explanations in English  4  [1.2] A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year.
Explanations in French  5  [1.3] nom d'un destin
Examples  6  Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana. [1.381#]
7  Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. [2.69]
Vocabulary  8  Religions, Beliefs

Entry (2/2)9  alakaforo
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena.
Explanations in French  12  [1.3] opiniâtreté, persistence
Vocabulary  13  Emotions

Anagrams  14  ala kaforo, alakaforo

Updated on 2023/06/12