Entry | 1 alalanina |
Root | 2 alalana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza olona nandefasana mpanelanelana: Nalalanin' ny lehiben' ny tafika ny jeneraly nitarika ny fahavalo Enti-milaza zavatra raharahaina amin' ny fanelanelanana: Raha tsy vita amin' ny taratasy ifandefasana io raharaha io, dia aoka halalanin' ny masoivohontsika any |
Explanations in English |
5 [1.2] to be sent for or summoned through an intermediate; to be made known through another. |
Explanations in French |
6 [1.3] Qu'on envoie comme messager, comme intermédiaire ; à qui on envoie un messager, un intermédiaire ; qu'on traite par un intermédiaire |
Morphology |
|
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |