Entry | 1 alalana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanelanelanana Asa ataon' olona izay misolo tena mangata-javatra na fahasoavana ho an' olona iray hafa: Tamin' ny alalan' ny sakaizako no nahazoako io toerana io fanalalana, fanelanelanana (Tsy tokony hampiasaina mba hisolo ny teny hoe lalana io teny io toy ny mahazatra ny maro izay manao hoe: Nahazo alalana, mangataka alalana hanao izao aho; fa ny tokony ho izy dia: Mangata-dalana, nahazo lalana) Iraka na zavatra mampitohy ny andaniny sy ny an-kilany. |
Explanations in English |
4 [1.2] [a, prep., and lalana, way, road.] The agent or person between parties in communication with one another; a messenger, a mediator, a "go-between;" the communication carried by an intermediate person. 5 [1.7] a going between |
Explanations in French |
6 [1.3] Message, entremise, médiation, intercession, intermédiaire, messager, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire 7 [1.8] entremise, médiation |
Examples |
8 Tsy manana alalana hanadino sy handà ny tanindrazany sy ny fireneny izy, ka hihevitra ireny ho toy ny tsy misy! [2.583] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word alalana |
Anagrams | 22 |
Updated on 2025/01/21 |