Entry | 1 mpanalalana |
Root | 2 alalana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mpanelanelana, olona natao ho solontena mitondra teny raha misy zavatra angatahina, na elanelam-panahy hampihavana raha misy zavatra ifanolanan' olona roa tonta |
Explanations in French |
5 [1.3] Messager, intermédiaire, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire |
Updated on 2024/12/11 |