|
|
|
|

Index

Proverbs : alalana

Proverb 1Aza manao tafika aloha ka alalana no aoriana. [2.415 #413]
French translationSi vous voulez éviter la guerre ne faites pas passer le combat avant le parlementaire. [2.415 #413]
French interpretationProverbe analogue au français : mettre la charrue avant les boeufs. [2.415]

Proverb 2Tafita aloha, alalan' ny aoriana. [1.1 #905]
Malagasy interpretationRaha tafita aloha ny tena, narovan' ny avy aoriana no nahavitana izany. [1.1 #905]

Proverb 3Tafita aloha, alalan’ ny aoriana. [2.415 #3431, 2.653 #2953, 2.558, 1.1]
Malagasy interpretationRaha tafita aloha ny tena, narovan' ny avy aoriana no nahavitana izany. [1.1]
French translationCelui qui a passé le gué le premier, sert d' entremetteur pour ceux qui viennent après. [2.415 #3431]
French interpretationIl en est de même pour les affaires difficiles. [2.415 #3431]

Index