Entry |
alaovalo
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Lalandava lalandava, tsy manam-piafarana, fanao manaraka ny teny hoe "mandrakizay doria antaranoana" mba hahamafy kokoa ny heviny: Mandrakizay doria alaovalo, mandrakizay doria antaranoana alao valo [1.1]
|
| Elabe, tsy manam-pahataperana [2.285]
|
Explanations in English | [Ar. al-ava'lu, the first, the beginning.] For ever and ever. Used with mandrakizay.
[1.2]
|
Examples |
1 | Fa dieny mbola tsy manao am-pihi-mamba ny alaovalo mandrakizay.
[1.221]
|
2 | Koa tsy asehoko amy ny tany mandrakizay mandrakizay alaovalo hoy izy.
[2.59]
|
|
Compound words |
|
|