Entry | 1 alefitra |
Root | 2 lefitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Aforitra, atao milefitra: Alefitry ny rivotra ny volotara fa tsy tapaka [1.1] |
Explanations in French |
5 à plier, à faire courber; qu'on plie, qu'on courbe: Tsy azoko alefitra ny lohaliko (Je ne puis pas plier le genoux) ~ Alefitry ny rivotra ny volotara, nefa tsy tapaka (Le vent fait courber le roseau, mais ne le casse pas) [1.3] |
Examples |
6 Ravina apetraka apetraho ravina alefitra alefero [2.131] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 alefitra, fielatra |
Updated on 2023/01/20 |