|
|
|
|

Entry1  aleha
Root  2  leha
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny toerana ifindrana an-tongotra
andehanana: Aiza no halehantsika rahampitso? / Tsy hitako izay nalehany
Examples  5  Ny sisiny hatrany no aleha. [2.117#]
6  Izay aleha ity maneno sahona daholo! [2.4#]
7  Aiza no azon' ireny fianakaviana ireny aleha? [1.369#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word aleha

Anagrams  20  ahela, aleha, haela

Updated on 2025/01/21