|
|
|
|

Entry1  samy mitsilo ny alehany toa angamenavava
Elementary words  2  samy, mitsilo, aleha, toa, angamenavava
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza fa samy tompon' andraikitra amin' ny fitondrany ny tenany avy ny olona rehetra

Updated on 2024/12/07