Entry |
mitsilo
(tsilo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina ~ Andriamanitra anie hitsilo ny sainao amin' ny fanadinana izay hataonao [1.1]
|
Explanations in English | To light the way; to look for something with a light [1.7]
|
Explanations in French | éclairer; chercher avec une lumière [1.8]
|
Examples | Izy izay mitsilo lalana ireo mpilanja an-dreniny, nefa toa mitoetra amin' ny haizina ihany indray.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mitsilo |
Past : |
nitsilo |
Future : |
hitsilo |
Imperative : |
mitsilova |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|