|
|
|
|

Entry (1/2)1  angamenavava
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Anaran-kafa ilazana ny rameva [1.1]
Explanations in English  4  a camel [1.2]
Explanations in French  5  dromadaire [1.54]
Examples  6  Ho rakotry ny angamenavava zavon-tany mbamin-drameva avy any Madiana sy Efah hianao; [2.996#]
Vocabulary  7  Zoology: mammals
Analogs  8  angamia, rameva
Proverbs  9  Proverbs containing the word angamenavava

Entry (2/2)10  angamenavava
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Bibikely toa misy afo mazava amin' ny alina. Roa karazana izy ireny:
13  -- ny iray irony hita eny am-pefiloha ka ataon' ny Vahiny hoe Glow worm na kankana misy afo, fa aty amintsika kosa ataon' ny olona hoe Tainkankana;
14  -- ny iray hafa kosa irony manidintsidina amin' ny alina, izay misy afo mitselatselatra sahala amin' ny jiro avy ao ambany elany (Fire fly) [1.1]
Explanations in English  15  the fire-fly [1.2]
16  a firefly [1.7]
Explanations in French  17  ver luisant [1.8]
18  luciole [3.1]
Examples  19  angamenavava hariva, ka samy mitsilotsilo izay halehany [2.345#]
20  Efa fantatsika fa ny biby atao hoe angamenavava dia misy hazavana saiky tahaka ny afo aza, raha mandeha alina izy [1.357#]
Vocabulary  21  Zoology: invertebrates
Analogs  22  tainkankana
Compound words 

Updated on 2023/08/17