|
|
|
|

Entry1  rameva
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-biby mandinika avy any Asia misy trafony anankiroa. Ny rameva dia ataon' ny olona fitaingina, nefa fihinana tsara koa ny henany ary manome ronono koa aza izy; ankoatra izany, mbola azo ampiasaina ny hodiny sy ny volony.
Explanations in English  4  [1.2] A camel. See angamenavava, angamia
Explanations in French  5  [1.54] chameau
Vocabulary  6  Zoology: mammals
Analogs  7  angamenavava, angamia
Article  8  Randzavola: rameva ao amin' ny Baiboly

Updated on 2022/07/18