Entry | 1 alevina |
Root | 2 levina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny vary vao mitsiry ~ Tany avaratra no nalevina ny fatin' Itompokolahy Ravala 5 Alentika ila ao anaty tany: Aleveno eto itỳ hazo itỳ ho famantarana [1.1] |
Explanations in English |
6 to be buried [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on enterre [1.8] |
Examples |
8 Ka raha maty dia ao Ambohimanatrika no alevina. [2.508#] 9 Tokony alevina ao anaty lavaka lalina ny tainy. [2.424#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word alevina |
Anagrams | 16 alevina, avelany, ivelana, niavela |
Updated on 2023/10/07 |