Entry | 1 alevina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny vary vao mitsiry ~ Tany avaratra no nalevina ny fatin' Itompokolahy Ravala Alentika ila ao anaty tany: Aleveno eto itỳ hazo itỳ ho famantarana |
Explanations in English |
4 [1.7] to be buried |
Explanations in French |
5 [1.8] qu'on enterre |
Examples |
6 [2.508#] Ka raha maty dia ao Ambohimanatrika no alevina. 7 [2.424#] Tokony alevina ao anaty lavaka lalina ny tainy. |
Root | 8 levina |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word alevina |
Anagrams | 15 alevina, avelany, ivelana, niavela |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |