Entry 1/2 | alonina (alona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ananan' ny sasany alahelo noho ny soa azony na ananany: Nalonin' ny namako aho tamin' ny laharana ambony azoko tamin' ny fanadinana [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be envied [1.2, 1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on jalouse [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry 2/2 | aloñina | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Fialan-tsasatra [1.78] | ||||||||
Anagrams | alonina, analino, ilonana, laonina |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |