Entry (1/3) | 1 alona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazan' onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny |
Explanations in English |
4 [1.2] a wave, a billow. See onja. [Mal. alun; Port Moresby alu, a current.] 5 [1.7] a wave, a billow |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] vague, flot 7 [1.3] ondulation, houle |
Examples |
8 Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory. [2.298] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 12 alona |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny sasany |
Explanations in English |
15 [1.2] envy, jealousy. The relative fiaLOnana is more commonly used. |
Explanations in French |
16 [1.3] jalousie, envie, opposition au bien du prochain |
Vocabulary |
17 Emotions |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 22 alòna |
Root | 23 lona |
Part of speech | 24 passive verb |
Explanations in Malagasy |
25 [1.1] Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anaty rano ny hoditra vao tsara Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra ao ny hena sao lo |
Explanations in English |
26 [1.7] to be steeped, to be soaked |
Explanations in French |
27 [1.8] qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide) |
Morphology |
|
Anagrams | 32 |
Updated on 2025/01/21 |