Entry | 1 fialonana |
Root | 2 alona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 alahelo noho ny soa azon' ny sasany: Mikiky andro aman'alina an' izay mitahiry azy ny fialonana [1.1] |
Explanations in English |
5 jealousy [1.7] |
Explanations in French |
6 la jalousie [1.8] |
Examples |
7 ary inona no asan'ny harena amin'ny olona be fialonana? [2.996] 8 Fantatro fahita amin' ny olona sasany ny fialonana. [2.472] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Analogs | 10 mialona, mitsiriritra, ory hava-manana, malahelo vady voky, kikisan' ny fialonana |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fialonana |
Anagrams | 13 analofany, fanalonay, faniloana, fialonana, fiolanana, ifanolana, nafalinao, nafalonay, nalafinao, nalofanay, nialofana, nilaofana |
Updated on 2023/10/07 |