Entry | 1 mialona |
Root | 2 alona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Malahelo noho ny soa azon' ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manamanana noho ianao izy |
Explanations in English |
5 [1.2] to be envious, to be jealous; to envy others. 6 [1.7] to envy, to be jealous of |
Explanations in French |
7 [1.8] être jaloux de, envier |
Examples |
8 mialona anareo izy io, ary io no namparary ny zaza. [2.472] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Morphology |
|
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |