Entry | 1 amalomalandy |
Elementary words | 2 amalona, malandy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Karazan' amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe amalomalandy; nefa noho izy mandray ny volon' ny toerana misy azy, dia mety haka ny volom-potaka koa izy, ka io no nahazoany ilay anarana faharoa (Halavany: 80 sm eo ho eo; habeny: ohatra ny sandry) |
Vocabulary |
5 Zoology: fishes |
Updated on 2024/12/07 |