Entry | 1 amalona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody |
Explanations in English |
4 [1.2] an eel. [Mal. malany(?).] 5 [1.7] an eel |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] anguille |
Examples |
7 olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana. [2.48] |
Vocabulary |
8 Zoology: fishes |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 37 Proverbs containing the word amalona |
Anagrams | 38 |
Updated on 2025/01/21 |