|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambivitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny
Explanations in English  4  [1.2] pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra.
Explanations in French  5  [1.3] jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu
Vocabulary  6  Game
Other spellings  7  ankambivitra

Entry (2/2)8  ambivitra
Part of speech  9  adjective
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady
Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ
Elementary words  11  vivitra
Synonyms  12  avivitra
Compound words 

Updated on 2024/12/25