|
|
|
|

Entry1  amboarina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony
Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon' ny vahiny
Explanations in English  4  [1.7] to be prepared; to be arranged; to be repaired
Explanations in French  5  [1.8] qu'on prépare, qu'on arrange; qu'on répare
Examples  6  [1.519#] Raha ny fampiasana azy amin' ny andavanandro no jerena dia mitovy hevitra amin' ny hoe amboarina izy io.
7  [1.437#] Ny kalo dia feo mitaraina amboarina sy angolaina fatratra amin' izay hahamanga azy mba hahahontsa ny mpihaino.
Root  8  voatra
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word amboarina

Anagrams  16  amboarina, amboriana, anambario, anamboary, arambonay, ramboanay

Updated on 2025/01/21