Entry (1/3) | 1 ampaha~ |
Part of speech | 2 prefix |
Explanations in English | 3 a prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. [1.2] |
Examples |
4 Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona. [2.996] |
Entry (2/3) | 5 ampaha |
Part of speech | 6 noun |
Vocabulary |
7 Mathematics: arithmetic |
Explanations in Malagasy | 8 isa misy mpanondro sy mpanisa [1.13] |
Explanations in French | 9 fraction [1.13] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 14 ampaha |
Part of speech | 15 noun |
Vocabulary |
16 Zoology: mammals |
Explanations in Malagasy | 17 kary [Antemoro+Betsileo+Tanosy] [1.78]18 Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [Sakalava] [1.1] |
Explanations in English | 19 the name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.] [Provincial] [1.2] |
Explanations in French | 20 chat sauvage. [Tankarana] [1.19] |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word ampaha |
Anagrams | 22 ampaha~, pamaha |
Updated on 2023/06/19 |