Entry | ampahibemaso (fahitra, be, maso) | |||
Part of speech | adverb | |||
Explanations in Malagasy | Ankarihary, anoloan' ny olona rehetra ary tsy afinafenina: Tsy niafinafina akory izy nanao izany fa teo ampahibemaso teo. [1.1] | |||
Explanations in English | Publicly, openly A public place. Lit. an ox-pit where many eyes can see. See fahitra [1.2] | |||
Compound words |
| |||
Updated on 2023/08/11 |